|
|
|
|

Entry 1  mitaiza kely
Elementary words  2 mitaiza, 3 kely
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ny vehivavy mitaiza zaza mbola minono [1.1]
Examples  6  mitaiza kely aiza ianao, hoy ilay olona, zaza efa handeha ve ho taiza -- fito volana I Solo tamin' izay -- ! [2.472#160]

Updated on 2026/02/26