|
|
|
|

Entry1  misotro ny aleoko maty
Elementary words  2 misotro, 3 aleo, 4 maty
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 vonona hanao zava-tsarotra sy manahirana na hihatra hatramin' ny fahafatesana aza: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiverin-dalana intsony [1.1]

Updated on 2025/09/12