Entry misola (sola)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mitondra loha tsisy volo: Misola ny ankamaroan' ny Arabo [Rajemisa 1985]
Morphology  
misola
nisola
hisola

Entry misola
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mandroba, manimba, mandrava [Rakotosaona 1972]

Entry misola (sola)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mirodana [Rakotosaona 1972]

2010/05/06