| Entry (1/2) | 1 misavoana |
| Root | 2 savoana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miakatra ambony eny amin' ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina
5 Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny vidin' ny hena 6 Lasa lavitra loatra: Misavoana izany hevitrao izany [1.1] |
| Explanations in English |
7 to fly high, to soar
[1.7] |
| Explanations in French |
8 voler bien haut
[1.8] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 13 misavoàna |
| Root | 14 savoana |
| Part of speech | 15 imperative of active verb misavoana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 16 amosavina, 17 misavoàna, misavoana, 18 voamasina |
| Updated on 2025/11/13 |
|