Entry savoana
Part of speech noun
Malagasy definition Fiakarana na tisondrotana eny amin' ny habakabaka: Baolina savoan-danitra
¶ Fandehanana any amin' ny tsy hita velively any. [Rajemisa 1985]
 fitaovana feno gazy maivana afaka mitsingevana [SLP 1986]
English definition high flying [Hallanger 1973]
French definition action de voler haut [Hallanger 1974]
French definition aérostat. [Vocabulary: Transportation] [SLP 1986]
Derivations 

2012/09/19