Entry sakobona (kobona)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitondrana zavatra afenina anaty lamba fatratra; fandrakofana ao anaty lamba, fanafenana ny tena ao anaty firakotra [Rajemisa 1985]
French definition action de couvrir, de cacher sous le lamba, sous le vĂȘtement [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms sakoboka

2013/03/21