Entry mirakitra (rakitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra
¶ Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita
¶ Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy
¶ Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [Rajemisa 1985]
English definition to keep, to preserve, to hoard. [Richardson 1885]
 to save up, to preserve [Hallanger 1973]
French definition thésauriser, amasser; conserver [Hallanger 1974]
Morphology 
mirakitra
nirakitra
hirakitra
mirakèta
Compound words, titles, names 
Examples mirakitra ny tantarako. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 177]
Quotes 

2013/05/06