| Entry (1/2) | 1 mionona | 
| Root | 2onona | 
| Part of speech | 3 active verb | 
| Explanations in Malagasy | 
4 Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [1.1]  | 
| Explanations in English | 
5 to be appeased, to be assuaged. [1.2] 6 to be consoled, to be comforted [1.7]  | 
| Explanations in French | 
7 se consoler, s'apaiser [1.8] | 
| Examples | 
8 fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana
[2.131] 
 | 
| Morphology | 
  | 
| Entry (2/2) | 13 mionòna | 
| Root | 14onona | 
| Part of speech | 15 imperative of active verb mionona [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 
16 [1.1] | 
| Explanations in French | 
17 [1.3] | 
| Anagrams | 18 amonony, 19 minonoa, 20 mionona, mionòna | 
| Updated on 2025/11/03 | 
 |