| Entry | 1 miondrikondrika |
| Root | 2 ondrikondrika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Allegation |
4 fita 5 manjoko 6 mihondrokondroka 7 mijokojoko 8 jokoina 9 jokotsoriakamahasambokary [2.436#] |
| Examples |
10 hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana.
[2.436#]
11 Lehilahy ranjanana Ingahy Fara, mbola tomady, saingy toa be eritrentra amin' izato famindra miondrikondrika, mibaby tanana, tsy miteny, tsy miresaka [2.499#] |
| Updated on 2025/11/13 |
|