| Entry | 1 jokoina |
| Root | 2 joko |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika, mivokoka: Nojokoinay ilay mpangalatra ka azo.
5 Tilina, tsikiloina, arahi-maso: Nasain' i Dada nojokoiko iny olona iny sao mangalatra. 6 Angalarina, alaina an-tsokosoko: Nojokoin' ny sasany teto ny solomasoko. [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 12 anjokoy, 13 jokoina |
| Updated on 2025/11/11 |
|