| Entry | 1 manjoko |
| Root | 2 joko |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io [1.1] |
| Examples |
5 Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo.
[2.895#]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|