Entry miolika (olika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [Rajemisa 1985]
English definition to wind about as a serpent; also same as miolaka. [Richardson 1885]
French definition être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [Abinal 1888]
Morphology 
miolika
niolika
hiolika
mioleha
Synonyms miolaka ~ miolikolika
Examples Irony lalana ery avaratra ery
dia malomaloka toa lalana ela
ary toa miolika atsy toa miolika aroa
nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona
[Fox: Hainteny, number 12]
Quotes 

2014/10/31