Entry miolaka (olaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay
¶ Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy [Rajemisa 1985]
English translation to wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate. [Richardson 1885]
Morphology 
miolaka
niolaka
hiolaka
miolaha
Synonyms miolakolaka
Examples Eo ambony andrefana atsimon' ny tanĂ nan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe. [Andraina: Mitaraina, page 144]
Quotes 

Updated on 2020/07/31