Entry (1/2) | 1 mingadona |
Root | 2 ngadona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny fanoto midoboka mafy rehefa mitoto vary: Injay misy fanoto mingadona any ho any Tonga: Vao ningadona tao am-baravarana izy, dia nirotsaka ny orana tany ioelany [1.1] |
Explanations in English |
5 to make a noise by pounding, beating, or treading; to arrive. [1.2] 6 to make a thumping sound when pounding rice; to make a thudding sound of footsteps; to arrive [1.7] |
Explanations in French |
7 faire du bruit en pilant, en marchant; arriver [1.8] |
Examples |
8 Ary nony ningadona teo an-tokonana Ranakombe, dia niombotra niala teo anatin' ny fatana ny sompanga (Quand les pas du Grand-Voyant résonnèrent sur le seuil, la grosse sauterelle s'arracha du foyer)
[2.246]
|
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mingadona |
Entry (2/2) | 15 mingadòna |
Root | 16 ngadona |
Part of speech | 17 imperative of active verb mingadona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 mandaingo, 21 mangadony, 22 mingadòna, mingadona, 23 mingodana |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |