Entry ngadona
Part of speech noun
Malagasy definition Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy [Rajemisa 1985]
English definition a beating noise, a tremulous noise [Richardson 1885]
 a dull thumping sound [Hallanger 1973]
French definition bruit sourd comme des pas ou d'un tambour [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Examples Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra. [Rabemolaly: Fary]

Entry ngadona
Part of speech adjective
Malagasy definition fahatongavana [Rajemisa 1985]
English definition arrived suddenly [Richardson 1885]
Derivations 

2019/08/17