|
|
|
|

Entry1  naikanaika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fanaovana andranandrana tsy tokony hatao; fanaovan-javatra amin-kasahiana be loatra, fanaovana mosalahy; hambohambo tsy misy fiheverana amin' ny faniniana ny hafa [1.1]
Explanations in English  4 jocular pretension of committing a daring act [1.2]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Synonyms  20 nakanaka

Updated on 2025/09/19