| Entry (1/2) | 1 milaika |
| Root | 2 laika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao
5 Mandihy amim-pahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana [1.1] |
| Examples |
6 Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 11 milaikà |
| Root | 12 laika |
| Part of speech | 13 imperative of active verb milaika [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 14 kilamay, 15 may kila, 16 mialaky, 17 mikalia, milaika, milaikà, 18 miliaka |
| Updated on 2025/11/21 |
|