Entry milahatra (lahatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mijoro manaraka tsipika mahitsy: Milahatra tsiroaroa ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be in line, to stand in line [Hallanger 1973]
Explanations in French être en rang, alignés [Hallanger 1974]
Morphology 
milahatra
nilahatra
hilahatra
milahara
Examples 
1Voatirin-tsoavaly dimy aman' enina no mitsipara-kazo milahatra ao anaty tranoheva amin' ny ilany avaratra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 151]
2Ny faharoa milahatra amin' iny, fa avaratra kokoa, mirefy tokony ho 40 kilaometatra. [Andraina: Mitaraina, page 170]

Entry milahatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] mitovy, sahala [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31