Entry mikandrakandra (kandrakandra)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Ravelojaona 1937]
Morphology 
mikandrakandra
mikandrakandran'
mikandrakandran-
mikandrakandram-
nikandrakandra
nikandrakandran'
nikandrakandran-
nikandrakandram-
hikandrakandra
hikandrakandran'
hikandrakandran-
hikandrakandram-
mikandrakandrà
Examples 
1Olioly ery ny volony avy vao nivaha randrana Akaiky ho tonga indrindra izy ka jereo mikandrakandra. [Dox: Amina]
2tsy inanam-panajana akory ny tranon' Andriamanitra ka miresaka, mihomehy, mikandrakandra eran' ny trano na mivavaka aza. [Rabary: Daty, page 1045]
Quotes 

Entry mikandrakandrà (kandrakandra)
Part of speech imperative of active verb mikandrakandra [full list]
Malagasy definition  [Ravelojaona 1937]

Updated on 2018/08/05