|
|
|
|

Entry1  mijaly
Root  2 jaly
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io.
5 Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao. [1.1]
Explanations in English  6 to suffer. [1.7]
Explanations in French  7 souffrir. [1.8]
Examples  8  Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470]
9  Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  fadiranovana, 15  miaritranymafymahatsiaromangirifiry, 16  miferinaina, 17  mifiadranomaso, 18  miritraaina, 19  mitoloko, 20  mitondrakitra, 21  mitondranymafy, 22  mitondranymaizina, 23  mitondranytsyerannyaina, 24  mitondrarofy, 25  sendranymangidytsytelina, 26  voannyazamanody
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11