|
|
|
|

Entry (1/2)1  mijadona
Part of speech  2  active verb
Root  3  jadona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany
5  [1.13] manao zoro mahitsy
Explanations in French  6  [1.3#289] être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide
7  [1.13] perpendiculaire
Examples  8  [2.996#] fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.
9  [2.245#] Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana;
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words 
Vocabulary  15  Mathematics: geometry

Entry (2/2)16  mijadòna
Part of speech  17  imperative of active verb mijadona [Full list]
Root  18  jadona
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3#289]

Anagrams  21 mijadòna, mijadona, 22 mijodaña

Updated on 2025/09/13