Entry jadona
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika
¶ Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [Rajemisa 1985]
 tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra [SLP 1986]
English definition despotic authority [Hallanger 1973]
French definition despotisme [Hallanger 1974]
French definition dictature [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena: [Callet: Tantara, page 340]
Quotes 

Entry jadona
Part of speech adjective
English definition authoritarian [Hallanger 1973]
French definition despotique [Hallanger 1974]

Entry jadoña
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] mpiambina andro na alina [Rakotosaona 1972]
Synonyms gadoña

Entry jadona
Part of speech noun
French definition perpendiculaire [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry Jadòna
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Jadon [Baiboly]
French definition Yadôn [Baiboly]
Vocabulary 
Quotes 

2017/04/02