| Entry | 1 mihorona ny hodi-doha |
| Elementary words | 2 mihorona, 3 hoditra, 4 loha |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 mahatsiaro tahotra amin' ny zavatra iray ahina hihatra amin' ny tena ka toa mikainkona ny hodi-doha [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|