| Entry (1/2) | 1 mihilana |
| Root | 2 hilana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany.
5 Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana. [1.1] |
| Examples |
6 mihilana ny masoandro.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 11 betsimihilana |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 13 mihilàna |
| Root | 14 hilana |
| Part of speech | 15 imperative of active verb mihilana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 16 mahaliñy, 17 manilahy, 18 maniliha, 19 mihalany, 20 mihalina, 21 mihilana, mihilàna |
| Updated on 2025/11/12 |
|