Entry | 1 mikemo |
Root | 2 kemo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha vao avy nodidiana Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin' ny fanekena nataony Rakoto [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 komemy, 10 mikemo, 11 mikome |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |