|
|
|
|

Entry1  mihatsaravelatsihy
Root  2 tsaravelatsihy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Miseho ho tsara etỳ ivelany fotsiny. [1.1]
Explanations in English  5 to act hypocritically; literally, to improve by mat spreading without removing bthe dirt below. [1.2#749]
Explanations in French  6 devenir meilleur en déployant la natte et en montrant le beau côté ; être hypocrite, dissimuler. [1.3]
Examples  7  Aza mihatsaravelatsihy eo imason' ny olombelona [2.996#28.1.29]
8  Mahay fialana sy kapotsaka, mila hihatsara velatsihy, malamasy tsy marin-toetra [1.381]
9  Tsara vava ka mahafa-kenatra, mahay mihatsara-velatsihy ka tsy hita kilema loatra [2.558]
10  Angamba tsy te-hihatsaravelatsihy aho ka hamihana eo an-tratrako izay tovovavy tsy tiako akory? [2.5#87]
Other spellings  11 mihatsara velatsihy, mihatsara-velatsihy
Synonyms  12 manao saka manafin-koho
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02