|
|
|
|

Entry1  miharatra
Root  2 haratra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mikiky ny volombava amin' ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia lava sahady ny volombavako. [1.1]
Explanations in English  5 shaven.. [1.2]
6 to shave oneself; to be clean-shaven. [1.7]
Explanations in French  7 se raser; être rasé. [1.8]
Examples  8  Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13 adirafitra andahy tsy miharatra

Anagrams  14 maharitra, 15 mahiratra, 16 miharatra

Updated on 2025/11/11