| Entry (1/2) | 1 mihamina |
| Root | 2 hamina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 mihaminkamina |
| Entry (2/2) | 10 mihamìna |
| Root | 11 hamina |
| Part of speech | 12 imperative of active verb mihamina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
| Explanations in French |
14 [1.3] |
| Synonyms | 15 mihaminkamìna |
| Anagrams | 16 mamihina, mamihìna, 17 mihamìna, mihamina |
| Updated on 2025/10/18 |
|