Entry (1/3) | 1 hamina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra |
Explanations in French |
4 [1.3#211] égalité d’esprit, modération, bonne tenue |
Entry (2/3) | 5 hamina |
Part of speech | 6 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona |
Entry (3/3) | 15 hamina |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Lamba fotsy ary manify kely |
Explanations in French |
18 [1.3#211] toile mince et blanche 19 [1.19] [Tankarana] toile blanche. |
Vocabulary | 20 Economy: clothing |
Anagrams | 21 hamany, hamina, hanaim, hanamy, hanima, ihanam, mahina, mahiña, manahy, mihana, namahy, nimaha |
Updated on 2025/08/22 |
![]() |