Entry migaga (gaga)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona
Mitovy hevitra: miaiky ~ midagaga ~ midonàka ~ mihorika ~ mikoy ~ mitampim-bava ~ mitanaka ~ mitokaka ~ mitolagaga ~ mivanaka [Rajemisa 1985]
English translation   to wonder at, to be astonished. [Richardson 1885]
French translation   Admirer, être étonné [Abinal 1888]
Morphology  
migaga
nigaga
higaga
migagà

Entry migagà (gaga)
Part of speech   imperative of active verb migaga [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2013/10/02