Entry miaiky (aiky)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra
¶ Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [Rajemisa 1985]
English translation   to confess, as sins or faults, to acknowledge. [Richardson 1885]
   to give in, to confess [Hallanger 1973]
French translation   se rendre, avouer, confesser [Hallanger 1974]
Morphology  
miaiky
niaiky
hiaiky
miaike
Compound words, titles, names  

Updated on 2010/05/14