|
|
|
|

Entry1  mifitsaka
Root  2 fitsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 mipetraka tsara mova tsy ny mifintina mihitsy ny tenany, miampirina [2.314]
5 Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny volon-doha raha lena ~ Mifitsaka ny katsaka azon' ny orana
6 Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran' ny orana
7 Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato an-trano fa mangatsiaka any ivelany
8 Miery: Mifitsaka ao anatin' io lava-bato io izy [1.1]
Explanations in English  9 to be flat and thin, to slip into a narrow place [1.7]
Explanations in French  10 être plat et mince [1.8]
Examples  11  nifitsaka toa tsy afa-nihetsika ny marary; [2.470]
12  Noho izany rehetra izany, nifitsaka izahay tao amin' ny sekoly na iza na iza. [2.472]
13  Rehefa mifitsaka tsara io dia andefasana fako sy tany masaka vaovao indray. [2.117]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :

Anagrams  mifitsaka, 18 mitsifaka

Updated on 2025/09/12