Entry fitsaka (tsaka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [Rajemisa 1985]

Entry fitsaka (tsaka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba entina mitsaka na mita rano [Rajemisa 1985]

Entry fitsaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry fitsaka (tsaka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Filentehana, fitrobahanjava-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [Rajemisa 1985]
Derivations  
Synonyms   fitsakana

Updated on 2010/04/03