Entry | 1 mifia-dranomaso |
Elementary words | 2 mifiaka, 3 ranomaso |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1] |
Explanations in English |
6 to cry continually. [1.2] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word mifia-dranomaso |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |