Entry | 1 mifiaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 fiaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany |
Explanations in English |
5 [1.2] to chew and suck the sugar-cane, bones, and fruit of all kinds. 6 [1.7] to chew and suck as in eating sugar cane |
Explanations in French |
7 [1.8] mâcher et sucer, comme en mangeant de la canne à sucre |
Examples |
8 [2.131] valala tsy ampoky ny ahitra va aho / ka hifiaka ny antsoro maina / na sarotra aza ny taona / ka hifiaka ny avohomby?
|
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mifiaka |
Anagrams | 17 mafaiky, 18 miafaky, 19 mifaika, 20 mifiaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |