|
|
|
|

Entry1  mifanohitra
Root  2 tohitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy
5 Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana
6 Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony
7 Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao [1.1]
Explanations in French  8 opposé, contraire [1.13]
Examples  9  Raha nanontaniana aza angamba aho dia ho any amin' ny mifanohitra aminy no ho notondroiko. [2.471]
10  Misy hevitra mifanohitra manorisory ahy fatratra iny arira iny, hoy indray Zaka somary nalahelo. [2.5]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15  6 combinations of this word

Updated on 2025/11/13