|
|
|
|

Entry1 mifankahalala
Root  2lala
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4 Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto [1.1]
Examples  5 Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy. [2.470]
6 asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia. [2.472]
Morphology 
7 Present :
8 Past :
9 Future :

Updated on 2025/09/12