Entry | 1 mifanindran-dalana |
Elementary words | 2 mifanindrana, 3 lalana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1] |
Synonyms | 6 mifanindrana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |