|
|
|
|

Entry1  mifanindran-dalana
Elementary words  2 mifanindrana, 3 lalana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1]
Synonyms  6 mifanindrana

Updated on 2025/09/12