| Entry | 1 mifanapa-tsinay |
| Elementary words | 2 mifanapaka, 3 tsinay |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka
[1.1] |
| Explanations in French |
6 enfants de même mère
[1.54] |
| Examples |
7 Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady.
[2.293]
|
| Vocabulary | 8 Relationships: family |
| Updated on 2025/09/12 |
|