Entry mifanandrify (tandrify)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifanatrika, mifanoloana: Rakoto no nifanandrify tamiko tamin' ny sakafo
Mifanentana: Tsy mifanandrify amin' ny tanjak' io zaza io ity entana ity
Mifanaraka: Mifanandrify amin' ny iriny ny zavatra miseho [1.1]
 Mifanaraka [1.13]
Explanations in French Correspondre [1.13]
Examples 
1mifanandrify tsara amin' ny fitiavany ilay soratr' ondana fanao haingom-parafara. [2.470]
2Telo andàlana ny efi-trano; intelo mifanandrify koa ny varavarankely. [2.996]
Morphology 
Present : mifanandrify
Past : nifanandrify
Future : hifanandrify
Proverbs 

Updated on 2023/01/20