|
|
|
|

Entry1 tandrify
Part of speech  2 preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  3Manatrika ny, mifanatrika amy: Tandrifin' ny lapan' ny tanàna no misy ny tranony.
4Sahaza, antonona: Tandrify ho vadinao io zazavavy io ka aza misalasala ~ Tandrify azy mihitsy ilay aga.
5(Tsara homarihina fa amin' ilay hevitra (1) dia tandrifin' ny, tandrifiko, tandrifinao, tandrifiny... no ampiasaina, fa amin' ilay hevitra (2) kosa, tandrify ny, na tandrify ahy, tandrify anao, tandrify azy..., ka fiteny diso ny hoe: tandrifin' azy)
. [1.1]
Explanations in French  6vis-à-vis, à l'opposé, en face; qui va droit au but, qui est de même condition, propre à, juste, convenable, proportionné, en rapport. [1.3]
Examples  7 Tsy zatovo lany tandrify, ka hampakatra ny efa nisaorana. [2.346#26]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Updated on 2025/09/19