Entry mifanakaikikaiky (akaikikaiky (akaiky))
Part of speech   active verb
Allegation   Word or expression seen in: sahala [Rajemisa 1985]
Examples   Ny fizarana ny iray volana ho herinandro efatra samy miafara amin' ny andro fahafilo, araka ny fanaon' ny Babyloniana, dia mifanahatahaka sy mifanakaikikaiky amin' ny fotoana ananan' ny volana ny endrika efatra (phases) eo amin' ny fiovaovany, dia ny isinam-bolana, ny tsinan-kerinandro (vakindoso), ny fenomanana, ary ny roatokombolana. [Randzavola: Baiboly]

Updated on 2014/10/02