|
|
|
|

Entry1  akaikikaiky
Root  2 akaiky
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 tsy dia lavitra loatra; somary eo anila; antomotra ihany [1.62]
Explanations in French  [akekikeky] 5 assez proche, assez près [1.3]
Examples  6  Efa mba akaikikaiky ny fotoam-pinjinjana, ka velom-bolo ny tantsaha [1.62]
7  Nanatona akaikikaiky izy hitazana. [2.472]
Morphology 
8  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Other spellings  10 akekikeky

Updated on 2025/09/19