| Entry | 1 mifadifady |
| Root | 2 fadifady |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Tongolo manga faka fary manga vololona ka raha tongolo fihinana andrahoy raha fary fifiaka tapaho koa aza dia mifadifady zanak'olona an-tanana loatra fa ny randram-bao mahataitra ary izay mitafy lamba vao mampandrobo koa manaova toy ny fakam-boanonoka raha tsy sendra ny vato misakana dia tsy manova tany hitsimohana
[2.131]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|