|
|
|
|

Entry 1  fadifady
Root  2 fady
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in English  4 indecorous, impudent, indulging in indelicate remarks. [1.2]
Explanations in French  5 [duplicatif fréquentatif] [1.3#135]
Examples  6  Nanangana fadifady izy, ka ireny dia fefy nataony hifanasoana sy hifanajana. [2.245#11]
7  Jereo izy fa tsy mba sahy mankahaha-javatra izay, mora fay ary be fadifady: sao hono maty maina eo! [2.296#45]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Combinations  10 be fadifady

Updated on 2026/02/26