| Entry (1/2) | 1 midoladola |
| Root | 2 doladola |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miraidraika, mirona miankavia miankavanana
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to shake or wag (of the head); to reel
[1.7] |
| Explanations in French |
6 se balancer, comme la tête en dansant; tituber
[1.8] |
| Examples |
7 Nony teny am-pefiloha mby akaiky ny tanàna izy ireo, dia akory ny horakoraky ny kilonga mpiandry omby nahita azy midoladola ambony posy.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Analogs | 12 midihindihina, 13 mitihintihina, 14 mitikintikina |
| Entry (2/2) | 15 midoladolà |
| Root | 16 doladola |
| Part of speech | 17 imperative of active verb midoladola [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 18 midalodalo, midoladolà, midoladola |
| Updated on 2025/11/21 |
|