Entry mideza (deza)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Ilazana toerana miainga avo saiky mitsat [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   steep. Used in speaking of an ascent. The word used to describe a descent as steep is mitsontsorika
¶ to be upright, to stand erect [Richardson 1885]
   upright; steep [Hallanger 1973]
French translation   Etre droit, raide, montant à pic: Mideza io fiakarana io (Cette montée est raide, à pic) [Abinal 1888]
   être droit, raide (se dit d'une côté, d'une route) [Hallanger 1974]
Examples   Eo am bony atsinanana feno vato mitokotoko mahatahotra, ary eo ambony andrefana fiakarana mideza. [Rajohanesa: Kintana]
Ery lavidavitra kosa, mifanjevo amin' ny lanitra manga ny fidoroboky ny ala mikitroka, tataovan' ny tendrombohitra vinaniana ho mideza any am-paravodilanitra any. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Tenez-vous bien droit [Abinal 1888]
Morphology  
mideza
nideza
hideza
midezà
Antonyms  

Entry mide (deza)
Part of speech   imperative of active verb mideza [list]
Malagasy definition   aoka ianao hijoro mahitsy tsara [Rajemisa 1985]
French translation   Tenez-vous bien droit [Abinal 1888]

Updated on 2013/09/09