| Entry (1/2) | 1 miboridana |
| Root | 2 boridana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy miakanjo, tsy mitafy, tsy misy rakony: Mba asio lambany re itý latabatra fa aza avela hiboridana toy izao [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be naked [1.7] |
| Explanations in French |
6 être nu [1.8] |
| Examples |
7 Nasaina niboridana dia nilahatra nanao tohivakana ny hotsaraina.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Analogs | 12 mitanjaka |
| Entry (2/2) | 13 miboridàna |
| Root | 14 boridana |
| Part of speech | 15 imperative of active verb miboridana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
| Explanations in French |
17 [1.3] |
| Anagrams | 18 adirimbona, 19 miboridàna, miboridana |
| Updated on 2025/10/18 |
|