| Entry | 1 boridana |
| Root | 2 ridana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 (avy amin' ny fototeny ridana) fitsoaka tampoka amim-pahataraina [1.10#B363] 5 Fandosirana sy fitsoahana tampoka (taloha, ary amin' ny foko sasany ankehitriny) Tsy fitafiana, tsy fiakanjoana (ankehitriny) [1.1] |
| Explanations in French |
6 fuite en masse nudité [1.3#90] |
| Derivatives |
|
| Proverbs | 22 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 23 androbay, 24 boridana |
| Updated on 2025/09/19 |
|